Ezekiela 21:18 MG1865

18 Fa vita ny fizahan-toetra, Ka manao ahoana, raha ilay tehim-panjakana namingavinga iny aza no ho tonga tsinontsinona ? hoy Jehovah Tompo.

Vakio ny toko manontolo Ezekiela 21

Jereo Ezekiela 21:18 amin'ny teny manodidina.