Ezekiela 21:2 MG1865

2 Ry zanak'olona, manatreha ny atsimo, ary mitenena manandrify ny atsimo, ka maminania ny amin'ny hamelezana ny ala amin'ny tany atsimo.

Vakio ny toko manontolo Ezekiela 21

Jereo Ezekiela 21:2 amin'ny teny manodidina.