Ezekiela 21:7 MG1865

7 Ry zanak'olona, manandrifia an'i Jerosalema, ary mitenena manandrify ny fitoerana masina, ka maminania ny amin'ny hamelezana ny tanin'ny Isiraely.

Vakio ny toko manontolo Ezekiela 21

Jereo Ezekiela 21:7 amin'ny teny manodidina.