Ezekiela 22:12 MG1865

12 Ao aminao misy mandray kolikoly handatsa-drà; maka zana-bola sy tombony ianao sady manao an-keriny mandroba ny an'ny namanao ka manadino Ahy, hoy Jehovah Tompo.

Vakio ny toko manontolo Ezekiela 22

Jereo Ezekiela 22:12 amin'ny teny manodidina.