Ezekiela 22:28 MG1865

28 Ary ny mpaminaniny mandalotra azy amin'ny feta tsy madity ka mahita zava-poana sy maminany lainga aminy hoe: Izao no lazain'i Jehovah Tompo; nefa Jehovah tsy niteny tsinona.

Vakio ny toko manontolo Ezekiela 22

Jereo Ezekiela 22:28 amin'ny teny manodidina.