Ezekiela 22:30 MG1865

30 Ary nitady olona teo aminy Aho hanao manda sy hijanona eo amin'ny banga eo anatrehako hifona ho an'ny tany mba tsy handravako azy, kanjo tsy nahita;

Vakio ny toko manontolo Ezekiela 22

Jereo Ezekiela 22:30 amin'ny teny manodidina.