Ezekiela 22:9 MG1865

9 Ao aminao misy olona mandehandeha manaratsy mba handatsa-drà; ary ao aminao misy mihinana eny an-tendrombohitra; ao aminao misy manao fahavetavetana.

Vakio ny toko manontolo Ezekiela 22

Jereo Ezekiela 22:9 amin'ny teny manodidina.