Ezekiela 23:10 MG1865

10 Ireny no nampiseho ny fitanjahany; ny zananilahy sy ny zananivavy dia lasan'ireny, ary ny tenany novonoiny tamin'ny sabatra, ka dia tonga ambentinteny tamin'ny vehivavy izy ary efa niharan'ny fitsarana.

Vakio ny toko manontolo Ezekiela 23

Jereo Ezekiela 23:10 amin'ny teny manodidina.