Ezekiela 23:14 MG1865

14 ary mbola nampandrosoiny ihany ny fijangajangany, fa nahita sariolona voasoratra teo amin'ny rindrina izy sy ny sarin'ny Kaldeana voasoratra tamin'ny loko mena.

Vakio ny toko manontolo Ezekiela 23

Jereo Ezekiela 23:14 amin'ny teny manodidina.