Ezekiela 23:35 MG1865

35 Koa izao no lazain'i Jehovah Tompo: Noho ny nanadinoanao Ahy sy ny nanarianao Ahy teo ivohonao, dia mba zakaonao kosa ny fahavetavetanao sy ny fijangajanganao.

Vakio ny toko manontolo Ezekiela 23

Jereo Ezekiela 23:35 amin'ny teny manodidina.