Ezekiela 23:4 MG1865

4 Ny anaran'ny zokiny dia Ohola, ary ny rahavaviny dia Oholiba; ary novadiko izy ka niteraka zazalahy sy zazavavy. Ny amin'ny anarany: Samaria no Ohola, ary Jerosalema no Oholiba.

Vakio ny toko manontolo Ezekiela 23

Jereo Ezekiela 23:4 amin'ny teny manodidina.