Ezekiela 23:42 MG1865

42 Ary teo aminy nisy ny feon'ny maro izay mipetraka tsy manana ahiahy, ary afa-tsy ny ankabiazam-bahoaka dia nisy mpiboboka nentina avy tany an-efitra; ary nasian'ireo haba teny an-tànan'izy mirahavavy sy satro-boninahitra tsara tarehy teny an-dohany.

Vakio ny toko manontolo Ezekiela 23

Jereo Ezekiela 23:42 amin'ny teny manodidina.