Ezekiela 23:47 MG1865

47 Ary ireo olona maro ireo dia hitora-bato azy sy hitetitetika azy amin'ny sabatra; hovonoiny ny zananilahy sy ny zananivavy, ary hodorany amin'ny afo koa ny tranony.

Vakio ny toko manontolo Ezekiela 23

Jereo Ezekiela 23:47 amin'ny teny manodidina.