8 Ary ny fijangajangana izay fanaony hatrany Egypta dia tsy foiny; fa fony izy mbola tanora dia nandrian'ireny, ary ireny no nitsapatsapa ny tratran'ny fahavirijinany sady nanaram-po nijangajanga taminy.
Vakio ny toko manontolo Ezekiela 23
Jereo Ezekiela 23:8 amin'ny teny manodidina.