Ezekiela 24:11 MG1865

11 Dia foàny ny vilany, ka ataovy eo ambonin'ny vainafo hampahafana sy hahamay ny varahiny, ka ho levona eo aminy ny fahalotoany, ary ho afaka ny harafesiny.

Vakio ny toko manontolo Ezekiela 24

Jereo Ezekiela 24:11 amin'ny teny manodidina.