Ezekiela 24:14 MG1865

14 Izaho Jehovah no niteny, ka ho tonga izany ary hataoko; tsy hiahotrahotra Aho, na hiantra, na hanenina; araka ny fanaonao sy ny asanao no hitsarana anao, hoy Jehovah Tompo.

Vakio ny toko manontolo Ezekiela 24

Jereo Ezekiela 24:14 amin'ny teny manodidina.