Ezekiela 24:25 MG1865

25 Ary ianao, ry zanak'olona, amin'ny andro hanesorako aminy ny heriny sy ny fifalian'ny voninahiny, ilay tian'ny masony sy ilay tian'ny fanahiny, dia ny zananilahy sy ny zananivavy,

Vakio ny toko manontolo Ezekiela 24

Jereo Ezekiela 24:25 amin'ny teny manodidina.