Ezekiela 24:27 MG1865

27 amin'izany andro izany dia hisokatra miaraka amin'ny an'ilay mandositra ny vavanao, ka dia hiteny ianao, fa tsy ho moana intsony; ry ho famantarana mahagaga aminy ianao; ka dia ho fantany fa Izaho no Jehovah.

Vakio ny toko manontolo Ezekiela 24

Jereo Ezekiela 24:27 amin'ny teny manodidina.