Ezekiela 25:10 MG1865

10 Ho an'ny zanaky ny atsinanana koa tahaka ny taranak'i Amona'ihany, eny, hatolotro ho fananan'ireny izy, mba tsy hotsarovana ao amin'ny firenena intsony ny taranak'i Amona.

Vakio ny toko manontolo Ezekiela 25

Jereo Ezekiela 25:10 amin'ny teny manodidina.