14 Ary ny tanan'ny Isiraely oloko no ho entiko mamaly an'i Edoma, ka hanao aminy araka ny fahatezerako sy ny fahavinirako ireo; Ka dia ho fantany ny famaliako, hoy Jehovah Tompo.
Vakio ny toko manontolo Ezekiela 25
Jereo Ezekiela 25:14 amin'ny teny manodidina.