Ezekiela 26:12 MG1865

12 Hobaboiny ny hirenao, horobainy ny rantonao, harodany ny mandanao, horavany ny tranonao mahafinantra; ary ny vatonao sy ny hazonao sy ny vovokao dia hataony any amin'ny rano.

Vakio ny toko manontolo Ezekiela 26

Jereo Ezekiela 26:12 amin'ny teny manodidina.