Ezekiela 26:15 MG1865

15 Izao no lazain'i Jehovah Tompo amin'i Tyro: Tsy hihorohoro va ny moron-dranomasina noho ny fikotrokotroky ny firodananao, raha mitrona ny voatrabaka, ary misy vonoana eo ampovoanao?

Vakio ny toko manontolo Ezekiela 26

Jereo Ezekiela 26:15 amin'ny teny manodidina.