Ezekiela 26:18 MG1865

18 Ankehitriny dia raiki-tahotra ny amoron-dranomasina amin'ny andro hianjeranao; Eny, toran-kovitra ny nosy any an-dranomasina noho ny haharavanao.

Vakio ny toko manontolo Ezekiela 26

Jereo Ezekiela 26:18 amin'ny teny manodidina.