Ezekiela 26:4 MG1865

4 Ary horavan'ireo ny mandan'i Tyro, sady harodany ny tilikambony; Dia hofafako hiala aminy ny vovo-taniny, ka hataoko tahaka ny vatolampy mangadihady izy.

Vakio ny toko manontolo Ezekiela 26

Jereo Ezekiela 26:4 amin'ny teny manodidina.