Ezekiela 26:9 MG1865

9 Ary hametraka lohondry vy fandravana eo akaikin'ny mandanao izy, sady horavany amin'ny fiadiany ny tilikambonao.

Vakio ny toko manontolo Ezekiela 26

Jereo Ezekiela 26:9 amin'ny teny manodidina.