Ezekiela 27:11 MG1865

11 Ny terak'i Arvada sy ny miaramilanao no teny ambonin'ny mandanao manodidina, ary lehilahy mahery no tao amin'ny tilikambonao; Ny ampingany dia nahantony teny amin'ny mandanao manodidina; Ireo no nahatanteraka ny hatsaran-tarehinao.

Vakio ny toko manontolo Ezekiela 27

Jereo Ezekiela 27:11 amin'ny teny manodidina.