Ezekiela 27:16 MG1865

16 Syria no mpandranto nankany aminao noho ny habetsahan'ny tao-zavatrao, ka karbonkolo sy lamba volomparasy sy tenona samy hafa soratra sy rongony fotsy madinika sy voahangy ary robina No nentiny natakalo ny entanao.

Vakio ny toko manontolo Ezekiela 27

Jereo Ezekiela 27:16 amin'ny teny manodidina.