Ezekiela 27:29 MG1865

29 Ary samy midina miala amin'ny sambony ny mpivoy rehetra sy ny matilo ary ny mpitondra sambo rehetra eny an-dranomasina ka mijanòna eny an-tanety;

Vakio ny toko manontolo Ezekiela 27

Jereo Ezekiela 27:29 amin'ny teny manodidina.