Ezekiela 27:7 MG1865

7 Rongony madinika samy hafa soratra avy any Egypta no natao lainao mba ho faneva ho anao; Lamba manga sy volomparasy avy any amin'ny moron-dranomasin'i Elisa no eloelonao.

Vakio ny toko manontolo Ezekiela 27

Jereo Ezekiela 27:7 amin'ny teny manodidina.