Ezekiela 27:9 MG1865

9 Ny zokiolon'i Gebala sy izay hendry tany no tao aminao ho mpanentsin-tsambonao; ny sambo rehetra teny amin'ny ranomasina mbamin'ny matilony dia tonga tao aminao hanakalo ny rantonao.

Vakio ny toko manontolo Ezekiela 27

Jereo Ezekiela 27:9 amin'ny teny manodidina.