Ezekiela 28:23 MG1865

23 Fa hahatonga areti-mandringana hamely azy Aho ary rà ho eny an-dalambeny; Dia hiampatrampatra eny aminy ny voatrabaky ny sabatra izay mamely avy eny manodidina eny; Ka dia ho fantatra fa Izaho no Jehovah.

Vakio ny toko manontolo Ezekiela 28

Jereo Ezekiela 28:23 amin'ny teny manodidina.