Ezekiela 28:5 MG1865

5 Ny haben'ny fahendrenao tamin'ny varotrao no nampitomboanao ny harenao, ka dia miavonavona ny fonao noho ny harenao;

Vakio ny toko manontolo Ezekiela 28

Jereo Ezekiela 28:5 amin'ny teny manodidina.