Ezekiela 29:12 MG1865

12 Ary hataoko tany rava dia rava ny tany Egypta, ary ho lao dia ho lao efa-polo taona ny tanànany; Eny, haeliko ho any amin'ny firenena samy hafa ny Egyptiana, ary hahahako any amin'ny tany samy hafa.

Vakio ny toko manontolo Ezekiela 29

Jereo Ezekiela 29:12 amin'ny teny manodidina.