Ezekiela 29:20 MG1865

20 Ho valin'ny fanompoana nataony tany Tyro no nanomezako azy ny tany Egypta, satria nataony ho Ahy izany, hoy Jehovah Tompo.

Vakio ny toko manontolo Ezekiela 29

Jereo Ezekiela 29:20 amin'ny teny manodidina.