Ezekiela 29:5 MG1865

5 Ary hariako any an-efitra ianao, dia ianao sy ny hazandrano rehetra avy amin'ny Neilinao; hitsitsitra eny an-tanety ianao ka tsy hovorina na hangonina; Efa nomeko hohanin'ny bibi-dia sy ny voro-manidina ianao.

Vakio ny toko manontolo Ezekiela 29

Jereo Ezekiela 29:5 amin'ny teny manodidina.