Ezekiela 29:7 MG1865

7 (Nony mandray anao amin'ny tànany izy, dia folaka ianao, ka voatsindronao ny helik'izy rehetra; Ary nony mitehina aminao izy, dia tapaka ianao ka mampilefidefitra ny valahan'izy rehetra.)

Vakio ny toko manontolo Ezekiela 29

Jereo Ezekiela 29:7 amin'ny teny manodidina.