12 Ary nisy fanahy nanainga ahy, dia nandre horakoraka be teo ivohoko aho nanao hoe: Isaorana anie ny voninahitr'i Jehovah avy amin'ny fitoerany.
Vakio ny toko manontolo Ezekiela 3
Jereo Ezekiela 3:12 amin'ny teny manodidina.