Ezekiela 3:18 MG1865

18 Raha hoy Izaho amin'ny ratsy fanahy: Ho faty tokoa ianao! ary tsy mananatra azy ianao, na miteny hananatra ny ratsy fanahy, hialany amin'ny lalany ratsy hamonjena ny ainy, dia ho faty amin'ny helony ihany ilay ratsy fanahy; nefa hadiniko amin'ny tananao ny ràny.

Vakio ny toko manontolo Ezekiela 3

Jereo Ezekiela 3:18 amin'ny teny manodidina.