Ezekiela 3:22 MG1865

22 Ary ny tànan'i Jehovah dia tamiko, ary hoy Izy tamiko: Mitsangàna, ka mivoaha ho any amin'ny lohasaha, ary any no hitenenako aminao.

Vakio ny toko manontolo Ezekiela 3

Jereo Ezekiela 3:22 amin'ny teny manodidina.