Ezekiela 3:24 MG1865

24 Ary nisy fanahy tonga tao anatiko ka nampitsangana ahy; dia niteny tamiko Izy ka nanao hoe: Andeha, mirindrina ao anatin'ny tranonao ianao.

Vakio ny toko manontolo Ezekiela 3

Jereo Ezekiela 3:24 amin'ny teny manodidina.