Ezekiela 3:27 MG1865

27 Fa raha miteny aminao Aho, dia hosokafako ny vavanao, ka dia holazainao aminy hoe: Izao no lazain'i Jehovah Tompo: Izay mihaino, dia aoka izy hihaino; ary izay tsy mihaino, dia aoka izy tsy hihaino kosa; fa taranaka maditra izy.

Vakio ny toko manontolo Ezekiela 3

Jereo Ezekiela 3:27 amin'ny teny manodidina.