3 Ary hoy Izy tamiko: Ry zanak'olona, vokiso ny kibonao, ary fenoy ny horonan-taratasy omeko anao ity ny tsinainao. Dia nihinana aho, ka, mamy tao am-bavako toy ny tantely izy.
Vakio ny toko manontolo Ezekiela 3
Jereo Ezekiela 3:3 amin'ny teny manodidina.