Ezekiela 3:6 MG1865

6 tsy ho amin'ny firenena maro, izay miboediboedi-piteny sy miboeriboerika, ka tsy ho azonao ny teniny, fa raha maniraka anao ho amin'ireto Aho, dia hihaino anao izy.

Vakio ny toko manontolo Ezekiela 3

Jereo Ezekiela 3:6 amin'ny teny manodidina.