9 Ataoko toy ny diamondra ny handrinao, eny, mafy noho ny vatolampy aza; ka aza matahotra azy na mivadi-po noho ny tarehiny, fa taranaka maditra izy.
Vakio ny toko manontolo Ezekiela 3
Jereo Ezekiela 3:9 amin'ny teny manodidina.