13 Izao no lazain'i Jehovah Tompo: Horavako koa ny sampy, ary hatsahatro ny andriamani-tsi-izy ao Memfisa; ary tsy hisy mpanjaka intsony amin'ny tany Egypta;
Vakio ny toko manontolo Ezekiela 30
Jereo Ezekiela 30:13 amin'ny teny manodidina.