Ezekiela 30:16 MG1865

16 Hampirehitra afo any Egypta Aho; Hiolanolana fatratra Sina noho ny faharariany; Ho banga No, ary Memifisa dia hasian'ny fahavalo antoandro.

Vakio ny toko manontolo Ezekiela 30

Jereo Ezekiela 30:16 amin'ny teny manodidina.