Ezekiela 31:10 MG1865

10 Koa izany no nanaovan'i Jehovah Tompo hoe: Satria nijoroaka avo izy ka nanandratra ny lohany teo amin'ny rahona matevina, ary nirehareha ny fony noho ny hahavony,

Vakio ny toko manontolo Ezekiela 31

Jereo Ezekiela 31:10 amin'ny teny manodidina.