Ezekiela 31:17 MG1865

17 Ireo koa dia niara-nidina taminy ho any amin'ny fiainan-tsi-hita, ho any amin'izay voatrabaky ny sabatra, mbamin'ireo izay efa sandriny teo, ka nipetraka teo ambanin'ny alokalony teo amin'ny firenena.

Vakio ny toko manontolo Ezekiela 31

Jereo Ezekiela 31:17 amin'ny teny manodidina.