Ezekiela 31:5 MG1865

5 Koa dia nijoroaka ho avo noho ny hazo rehetra any an-tsaha izy, ary nihamaro ny sampany sady nihalava ny rantsany noho ny habetsahan'ny rano tamin'ny fisandrahany.

Vakio ny toko manontolo Ezekiela 31

Jereo Ezekiela 31:5 amin'ny teny manodidina.