Ezekiela 31:8 MG1865

8 Tsy nahatakona azy ny sedera tao amin'ny sahan'Andriamanitra; Tsy mba nahatoraka ny sampany ny hazo kypreso, tsy mba nanana rantsana tahaka azy ny hazo platana; Ary tsy nisy tsara tarehy tahaka azy ny hazo rehetra tany amin'ny sahan'Andriamanitra.

Vakio ny toko manontolo Ezekiela 31

Jereo Ezekiela 31:8 amin'ny teny manodidina.